Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Avrily, 2019
Libanona: Akademia, Fambolena ary Asa Fanorenana
Akademia, Fambolena ary Asa Fanorenana, samy resahana ato anatin'ny lahatsoratra daholo ny amin'ireo lohahevitra ireo. Arahan'ny fenhoankevitra miharo fanantenana sy ahiahy
Rosia: Mahatsiaro ilay sangan'ny Rock ny bilaogera

Ny 4 Febroary 2010, nankalaza ny daty nampalahelo ireo bilaogera Rosiana. Telo taona lasa izay, maty noho ny homamiadan'ny hazon-damosina i Ilya Kormiltsev [amin'ny teny Anglisy], iray amin'ireo poeta sy mpanoratra tononkira mana-talenta indrindra sy mampiadi-hevitra indrindra ao Rosia. Tamin'ny taona 2007, nanjary fahafatesana voalohany nalaza indrindra tao amin'ny RuNet ny fahafatesan'i Kormiltsev.
Manohana ilay poeta an-dalambe voasazy handoa onitra ny tambajotra sosialy Kolombiana
Niteraka resabe tao amin'ny tambajotra sosialy Kolombiana ny tantaran'i Espicasa, poeta an-dalambe voasazy handoa onitra ary nitarika adihevitra manerana ny firenena momba ny andraikitry ny tononkalo eo amin'ny fiainam-bahoaka.