Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2009

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Desambra, 2009

27 Desambra 2009

Amerika Latina: finoana, matoatoa, devoly ary tahotra.

Manan-karena tokoa i Amerika Latina raha ara-tantara: ny angano sasany dia tonga aty amintsika avy any Incas, Mayas na Aztecs, ary ny sasany dia azo tamin'ny fanjanahan-tany tany Eoropa. Amin'ny tapany voalohany amin'ity lahatsoratra avy any Amerikana Latina ity, hitety ireo lovan-tsofina sy angano malaza indrindra toa an-dry Llorona, ny...