Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Marsa, 2021
Ny fodiamandrin'ilay poeta palestinianina Mourid Barghouthi
Nanoratra i Mourid: "Tsy maninona ny maty, indray mandeha, ny tanantsika eo an-tratrantsika, foana sy hatsatra, tsy misy rangotra, tsy misy rojo, tsy misy faneva, ary tsy misy fanangonan-tsonia (fangatahana)."