· Aogositra, 2010

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Aogositra, 2010

Maraoka: “Ny fotoam-pialan-tsasatro miaraka amin'ny boky”

Ao anatin'ny tontolo rakotry ny teknolojia mivoatra, sy toerana ahitana fa mihamora ny famakiana e-boky sy ireo pilina ary miha-mora hatrany isan'andro ny fidiran'ny vahoaka aminy, mety mbola hisy toerana tavela ve ao amin'izany ho an'ireo boky nosoratana fahiny? Ho an'ireo mpitoraka bilaogy Maraokana sasany, ny valinteny dia eny, ary eo ny teknolojia hanaporofo fa marina izany