Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Febroary, 2014
21 Febroary: Andron'ny Tenin-dReny #imld14 #malagasy #madagasikara
[...] Tsy afeniko Fa 'lay tenin-drazako, lay teniko Asa lahy! Tonga nahamenatra ahy, Tsy antonona ny lazako Ny tenin-drazako Ka nafoiko Fa ny tsy ahy no hamboiko Dia hoy aho : Teny maty, Tsy mahalaza ny ato anaty! Teny ambany 'Zany teny gasy izany [...]