Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Jolay, 2023
Ny nahatonga ahy nanamavo ny fitenin-dreniko nony farany tao Okraina
Tamin'ny 2022, saika ireo olona rehetra ao Okraina no nahazo toky hoe manankarena, malefaka ary manaitaitra ny fiteny okrainiàna. Nahita ny toerany tao amin'ny fireneny ihany nony farany ilay fiteny notsinontsinoavina hatry ny ela
Lasa ny sasany, mbola manohy manoratra ny hafa, fa ny literatiora ao Karaiba kosa miaritra
"Raha navoakan'ny Peepal Tree Press taorian'ny nahafatesany ny tantara nosoratan'i Rahim, dia voalaza ho isan'ireo "tantara tsara indrindra tao Karaiba" ilay izy. miresaka fanontaniana marobe momba ny fiarahamonina sy ny maha-olombelona napetrak'ireo goavan'ny famoronanan tantara, avy amin'i Eliot mankany amin'i Lovelace"
Fahafatesana sy fihaikàna ao amin'ny tanàna manan-tantara Okrainiana taorian'ny fandarohana balafomanga rosiana
Olona folo no maty ary 42 no naratra tao Lviv, tanàna feno mpizahatany, volantera sivily, ary ireo mandositra ny fibodoana rosiana any amin'ilany atsimo sy atsinanana Okrainiana.