· Desambra, 2010

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Desambra, 2010

Nodimandry i Elie Rajaonarison, Mpanakanto Malagasy Malaza

  02 Desambra 2010

Elie Rajaonarison, poeta Malagasy iray, dia nodimandry ny 27 Novambra 2010 teo amin'ny faha-59 taonany. Mpanakanto feno, efa Sekreteran'ny Kolontsaina. Namoaka bokin-tononkalo koa izy, ary nandika an'i Jacques Prevert, poeta Frantsay iray ho amin'ny teny Malagasy. Mahatsiaro ny andro niainany sy ny zava-bitany ireo mpitoraka bilaogy.