Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Jolay, 2015
Tsy Afaka Mamaky Ireto Boky Ireto Ianao, Saingy Afaka Hamay Izany Kosa Ireo Zafindohalikao
1.000 ireo hazo novolena tany Nordmarka, ala iray eo ivelan'i Oslo, ary ireo ala ireo dia hanome taratasy ho anà boky natambatra izay hatonta amin'ny taonjato iray miala amin'ny antsika.
Nilaza Ilay Teratany Meksikana Mpanoratra Fa Tsy Toy Ny Akanjo Famehy Adala Akory Ny Teny, Fa Fitaovana Entina Hanombohana Resaka Amin'ny Fiteny Roa Samihafa
Zatra mamoaka ny sanganasany amin'ny fiteny Espaniola i Cristina Rivera Garza, fa taorian'ny nipetrahany tao Etazonia nandritra ny 25 taona, dia nilaza izy fa ny fahaizany manoratra amin'ny fiteny Espaniola sy Anglisy dia nitondra zava-tsoa maro teo amin'ny traikefany.