Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Jolay, 2016
Nalaza Tamin'ny Fihazakazahana i Samia Yusuf Omar, Fa Maty Tamin'ny Naha Mpitsoaponenana Azy Kosa. Manome Voninahitra Azy ny Sarimiaina Vaovao.
Mamelona ny nofinofy Olaimpika sy ny olan'ny mpitsoaponenana, ny boky an-tsary farany nataon'i Reinhard Kleist.
Mampahafantatra Ireo Ankizy Alemàna Ny Tantara Marin'ireo Syriana Mpitsoa-ponenana Ny Boky Iray Ho An'Ankizy
Naharay mpitsoa-ponenana maherin'ny 1 tapitrisa i Alemaina, ankizy avy any Syria ny ankamaroan'izy ireo.
Misy Fahendrena Sy Hatsikana Hita Voaloko Eny Amin'ny Lamosin'ny Kamiao Nepaley
''Any Amerika, ny tanora no mpitondra firenena; Ny antitra misotro ronono. Any Nepal, ny antitra no mitondra ny firenena; Ny tanora no mahazo fifandirana.''
Austin Clarke, Mpanoratra, Teraka tao Barbade, Notsiahivina Ho ‘Feo iray Mpisava Làlana’
"Milaza ny eritreriny tsy amin-tahotra izy, manontsakontsana ny zava-misy, [...] Olompirenen'ny tany tontolo izy fa kosa avy any Barbade foana. Zanakalahy teraka teto ary mirehareha ny amin'izany izy"