Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2009

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Marsa, 2009

Morocco: namoaka ny sangan’asa voalohany ny mpanoratra Morokan-Amerikana

Efa ho taona vitsivitsy izay no nanoratany ny bokiny voalohany, vokatra azo avy amina fanakambanan tantara mitondra ny lohateny hoe Hope and Other Dangerous Pursuits (Fanantenana sy ny Fanenjehana hafa atahorana), no navoaka. Tafiditra tao anatin’ny mpanoratra fanta-daza ao Morocco I Laila Lalami. Rehefa voadika tamin’ny teny Anglisy ny asa...

Oganda: Blogren na literatioram-bolongana

Mitombo hatrany ny famahanam-bolongana ataon’ireo mpitoraka blaogy ao Oganda ho toy ny seraseram-pifandraisana ho an’ny haisoratra, sy tontonokalo anterineto, manjary malaza izao ny fanaovan-tantara fohifohy sy ny andian-tantara.