Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Febroary, 2010
Rosia: Ny atao amin'ny boky antitra

Manary ny boky noho ny fahanterany sy tsy fisian'ny mpamaky azy intsony ny trano famakiam-boky maro, hoy ny mpanao tsikera literera Alexander Zhitinski [RUS]. Ny an'ny trano famakiam-boky iray any...