Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Desambra, 2014
Tranomboky Kely Mahefa Be ao Grenada
Miteraka zavatra tsara eo amin'ny fiainan'ny tanora ao Grenada sy ny fahaizana mamaky teny ny fijoroan'ny tranomboky Mt. Zion ao afovoan'i St. George's.
Mampiroborobo Indray Ny Fahasamihafana Ara-Kolontsaina ao Tombouctou
Miasa mafy ankehitriny ireo fikambanana tsy miankina maro ao Mali, manangana tetikasa hanampiana hanavaozana ny firaisankina sosialy sy hametrahana indray ny filaminana. Mampiasa "Living Together" ny eReaders.