Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Febroary, 2011
Zimbaboe: Fihaonana tamin'ny mpitoraka bilaogy sy poety Zimbaboeana, Mcgini Nyoni
Mamela ny dindony eo amin'ny tontolon'ny bilaogy sy ireo fitaovana media sosialy hafa ny Zimbaboeana. Ilay Zimbaboeana mpitoraka bilaogy, poety, mpanoratra tantara an-tsehatra sady mpampianatra , Mcgini Nyoni, dia tsy mivoana amin'izany. Mcgini dia Filoha Mpamorona ny tetikasa Poezy Bulawayo. Ity misy fanadihadiana avy amin'ny mailaka nifanaovako taminy.