· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Marsa, 2008

Etiôpia : Mpanjakavavin'ny Saba, vita dika Frantsay koa

  14 Marsa 2008

Tamin'ity herinandro ity, ny blaogy amin'ny teny Frantsay Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) dia nitafatafa [FR] tamin'ingahy Samuel Malher, manampahaizana mpikaroka ara-pivavahana any Strasbourg, Frantsa izay nanatanteraka ny dikanteny...

Afrika : Fifaninanana famakiam-boky Afrikana

  08 Marsa 2008

Tuko Pamoja no manazava izay nipoiran'ny hevitry ny Fifaninanana famakiam-boky Afrikana na “Africa Reading Challenge” tao aminy: In recent years I’ve become increasingly interested in reading books dealing with Africa,...