Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Jolay, 2022
Fanomezam-boninahitra poeta Keniàna, Grandmaster Masese izay niaro ny kolontsaina Abagusii tamin'ny alàlan'ny tononkalo sy hira
Ny fanambarana ny rakikira iray malaza an'i Masese tamin'ny Desambra 2021 tamin'ny endrika Dizitaly, CD sy Vinyl no rakikira voalohany lava indrindra an'ny mozika Obokano novokarina hatramin'ny taona 1972.