Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Mey, 2019
Afrika Andrefana: Ireo anganongano ara-tantara efatra momba an'i Kamerona
Manomboka amin'ny fanamarihana momba ny literatiora ny fitsidihana bilaogy amin'ity herinandro ity, miaraka amin'ny fanadihadian'ny Voice in the Desert momba ny The Door of No Return - boky natao ho an'ny ankizy: