Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Febroary, 2009
Iokraina: “Nasionalista Iokrainiana miteny rosiana”
Tafapetraka ao anatin’ny lisitra faha-4 malaza indrindra ao amin’ny Yandex Blogs ireo izay tafiditra ao anatin’ity bolongana ity(RUS), bolongana iforonan’ireo tsikera an-jatony. Manazava etona ny dikan’ny hoe “Nasionalista Rosianina – Iokrainianina” ny mpampiasa Li antsoina hoe alek-ya:
Rosia: Andro iray ho fihetsehana
Nibaliaka ny masoandro teto Mosko ny andron'ny 31 janoary, ambanin'ny 14° Celsius/7° Fahrenheit teo ho eo ny maripàna, nefa na teo aza ny hatsiaka, nahitàna fihetsehana maromaro ho fanoherana ny...
Japana: Tanora Masina, Jesoa sy Boddha nidina an-tany
Ahoana moa raha midina ety an-tany i Jesoa sy i Boddha mba hitsangatsangana faran'ny herinandro? ary ahoana moa raha miara-mipetraka amina efitrano mora vidy any Tachikawa andrefan'i Tokyo izy ireo?...