Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Oktobra, 2017
Tafatafa Niaraka Tamin'i Riverbend Mikasika Ny Bokiny
Te-haneho ireo fihetsehampoko sy ireo eritreritro fotsiny aho, ary tsy fantatro tsara hoe iza no hamaky azy io
Nihomehezan'ny Olona Ireo Tomponandraikitra ao Tajikistan Mangataka Amin'ny Wikipedia Hanitsy Ireo ‘Tsipelina Diso’
"Maimaim-poana sady ho an'ny rehetra ny [Wikipedia] ... Hadalàna ny fangatahana famoahana avy aminà loharano iray izay azon'ny olona rehetra avoaka"
Azerbaijàna : Trano Filalaovana Tantara an-Tsehatra Mpisava Làlana Manome Sehatra ho An'ireo Mpiantsehatra Manana Fahasembanana
“Tsy tetikasa ara-tsosialy ity, tsy fialàmboly, miasa amin'ny fomba matihanina izahay."
Tamil amin'ny Maha-Fiteny sy amin'ny Maha-Vahoaka Azy
Inona izany hoe Tamil? Ho an'ny sasany, tenim-pirenena izany, ho an'ny hafa, fivavahana izany, ho an'ny tsy mahafantatra mihitsy, wikipedia no famonjena. Misy ihany koa mazava ho azy ny Wikipedia amin'ny teny Tamil.
Bangladesh: Mankalaza Ny Andron'ny Tenin-dReny
Ny 21 no Ekush ho an'ny Bangla, ary midika faha-21 ny hoe Ekushey. Ao Bangladesh, 'Ekushey' dia mitovy dika amin'ny 'Ekushey Febroary' ihany, andro izay ankalazan'ny Bangla ny Hetsika mikasika ny Fiteny sady fanomezam-boninahitra ho an'ireo namoy ny ainy noho ny anarany tamin'ny faha-21 Febroary 1952.