Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Septambra, 2008
Herinandron'ny fampahalalana ny moana marenina: fomba hafa hampitan-kafatra
Moa fantatrao fa maro amin'ny moana izay mampita hevitra amin'ny alalan'ny fipeliky ny tanana, no mihevitra io fipeliky ny tanana io ho fiteniny voalohany ary ny teny voasoratra kosa ho...
Madagasikara: Tsiahy an'i Rado, ilay poeta manandaza
Misaona noho ny fahalasanan'ilay poeta malaza ny mpamaham-bolongana eto Madagasikara. Vakio ary ny tohiny.