Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Septambra, 2016
Misy Mampianatra Any Ambanivohitr'i Kolombià Mitondra Eo Ambonina Ampondra Roa Mivezivezy Manome Tranomboky Mandehandeha Ho an'ny Ankizy
Indray andro, nanapaka hevitra i Luis ny hampibaby ireo ampondra roa, Afla sy Beto, amin'ny boky ary nitondra azy ireo mba ho any amin'ny faritra lavitra ho an'ireo ankizy tsy afaka mahazo azy ireo raha tsy izany
Nanangana Fisotroana Kafe Sy Fisakafoana Ho An'ny Tanora Tsy Manan-kialofana Ilay Ankizy Mpirenireny Teny An-dalamben'ny Mumbai Teo Aloha
"Telo taona no nivarotako boky hanangonana vola hanorenana ny fisotroana kafe. Misokatra foana ho an'ny ankizy eny an-dalambe izahay ary tsy mandà ny fidirany ao amin'ny fisotroana kafe..."
‘El Hombrecito’ Miaina Fiainana Ara-mozika Amin'ny Literatiora Ao Amin'ny Repoblika Dominikana
Ao amin'ny Repoblika Dominikana, manome fomba vaovao hanehoana ny zava-kanto amin'ny alalan'ny fanakambanana ny mozika, tononkalo sy ny kanto hita maso ny vondrona antsoina hoe Lehilahy Kely (El Hombrecito).
Manao Tompody Fohy i ‘Dikan’ Tantara an-Tsary Yogoslavy Milaza Fa Misy Lafiny Maha-Taranaka Mpifindra-monina Hatrany Antsika Rehetra
"Lasa miaina ao anaty aterineto ihany koa izahay Slavy Voalohany. Miarahaba anareo tongasoa sy hahazo fahafinaretana izahay."