Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Marsa, 2016
Mpanoratra Roa Nametra-Pialana Ampahibemaso Ao Anatin'ny Finiavan'ny Antoko Komonista Shinoa Hangeja Ny Kolontsaina
"Toeram-pivorian'ny mpandala literatiora hatry ny talohabe i Suzhou. Nanana fomban-drazana tsara amin'ny fanatrarana ny idealiny izy. Saingy efa levona izany fomban-drazana izany ankehitriny."