Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Janoary, 2019
Ahoana ny fomba hanairan'ny anganom-bahoaka voatahiry ny ikajiana ny tontolo iainana ao Mekong
"Ny dikan'ny tantara; ny fitadiavan'ny vondrom-piarahamonina fomba hifankazarana na ifaharana manoloana ireo fiovana hita eo amin'ny fivarinan-dranon'ny renirano Mekong."
Júlia Lopes de Almeida, mpanoratra namiratra tamin'ny tanonjato faha-19, saingy tsy hita any amin'ny Akademia Breziliàna Momba ny Haisoratra
Araka ny lazain'i Michele Fanini, nahita ampahany tamin'ny asa sorany, Júlia Lopes de Almeida no voalohany sady tena fanevan'ny fahabangana anaty andrim-panjakana vokatry ny sakana apetraky ny maha-lahy na vavy tao Brezila
Namaloka ny sehatra ara-kolontsaina niroborobo tao Hong Kong ny fikatonana tamin'ny mpanoratra tantara foronina mpisinta-kevitra iray
Hatramin'ny taompolo 1950s i Hong Kong no nanana fomba nireharehana tamin'ny zavakanto sy literatiora an-tsesitany. Toe-javatra maromaro nitranga tao ho ao no ahafahana mihevitra fa misy loza mitatao ambonin'ireo.