· Jona, 2010

Tantara mikasika ny Haisoratra tamin'ny Jona, 2010

Ejipta: Homboy i Scheherazade

Voatsipaka ambavafo ny fahalalahana miteny ao Ejipta. Ao anatina andiana fanenjehana manoratra, Scheherazade ao amin'ny Alina 1001 Nights ankehitriny dia voapanga ho miresa-betaveta ka misy ireo mpahay lalàana maniry ny hahafatesany - ao anatin'ny antson'izy ireo hanàkana ilay boky!