Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Jona, 2018
Ny Loka Blaogy Tsara indrindra Avy Amin'ny DW
''...Nohazavain'ireo mpitsara ny antony nisafidianany ireo blaogy manokana isaky ny sokajy tsirairay avy. Nisy fotana natokana ho an'ny fanontaniana sy valiny rehetra ihany koa tao.''
Goatemalà : Loharanonà Aingam-panahy Tamin'ilay Printsy Kely Ve i Antigoà ?
Ny tontolo tsara voatry ny firenena kely iray tahaka ny ao Goatemalà no isan'ny mampifoha ny famoronana. Ny fisian'ireo volkano 37 isa mivoaka avy ao ambanin'ny tany mandalo amin'ilay farihy malaza Atitlan, nahasarika mpanoratra maro io firenena io, babon'io toerana majika io. Mpitsidika toa an-dry Simone de Beauvoir, Louis Aragon, Pablo Neruda, Che Guevara ary na i Aldous Huxley koa aza [...] Mpanoratra hafa iray koa, Antoine de Saint-Exupéry , fantatra kokoa tamin'ny fanoratany ilay Le Petit Prince (Ilay Printsy Kely), mba nandalo tao Goatemalà tsy nahy, izay no mahatonga antsika hametraka izao fanontaniana manaraka izao: Ny tanànan'i Antigoà ao Goatemalà ve no loharanon'ny aingam-panahy tamin'ilay Astéroida B-612 ?
Tsiky sy fihaonan'ny GV frantsay-faneno tamin'ny mey 2018 tao Lyon
GV frantsay-faneno, meet up [fivoriana sy fihaonana] tao Lyon ny 26 sy 27 mey. Endrika sy feo.
Tsy nanana na inona na inona lasa maherifo nikoizan'ny rehetra
Mpifindra monina iray tsy manana taratasy avy any Mali nianika tranobe iray ary sambany sahy nipoitra ampahibemaso.