Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Marsa, 2008
“Tantely amam-bahona” ny fiainana any Eorôpa araky ny fijerin'ny mpiblaogy Kongoley Cédric Kalonji
Mifototra amin'izay niainany, ny mpiblaogy Kongôley Cédric Kalonji dia mizara ny fijeriny momba izay “tantely amam-bahona” sedrain'îreo Afrikana misafidy ny hiaina any Eorôpa : Je me demande finalement qu’est ce...
Etiopia: Mpanao hosodoko manohitra ny fanambadiana aloha loatra
Lova Rakotomalala no manoratra ny hetsika ataon'ireo Mpanao hosodoko Etiopiana hanoherana ny fampanambadiana aloha loatra amin'ny alalan'ny zavakanto izay ataon'izy ireo (tsindrio ny rohy hahitanao ny sary).
Frantsa: Night Club Malagasy vaovao
harinjaka no mitatitra ny fisiana toeram-pihaonana amin'ny alina sy fandihizana natokana ho an'ny Malagasy (night club) vaovao [Fr] iray any Marseille: “Fantatro avy amin'ny traikefa niainako manokana fa tsy mora...
Etiôpia : Mpanjakavavin'ny Saba, vita dika Frantsay koa
Tamin'ity herinandro ity, ny blaogy amin'ny teny Frantsay Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) dia nitafatafa [FR] tamin'ingahy Samuel Malher, manampahaizana mpikaroka ara-pivavahana any Strasbourg, Frantsa izay nanatanteraka ny dikanteny...
Afrika : Mpitoraka Blaogy Sary, Blaogy, Sary mihetsika
Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria...
Ministry ny fifindra-monina Frantsay : “tsy firenena manavakava-bolo-koditra i Frantsa”
Ny Forum Realisance no mitatitra izay tafatafa nifanaovan'i Brice Hortfeux, Ministry ny fifindra-monina Frantsay tamin'ny gazety Jeune Afrique mikasika ny fampidirana ny fitiliana ADN hoan'ireo mpifindra monina, ny famerana ny...