Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Jolay, 2018
Inona no nanjo ny zo niomerika nandritra ny fito taona lasa? Hilaza izany aminao ny andiany faha-300 amin'ny Tatitry ny Olon-tsotra Mpampiasa Aterineto
Amin'ity herinandro ity, miverina mijery ireo fito taona nandrakofana ny vaovao maneran-tany momba ny zo niomerika ho fankalazana ny andiany faha-300 nosaratanay izahay!
Madagasikara: Kianin'Ireo Mpitoraka Bilaogy Malagasy Any Frantsa Ilay Politikan'i Sarkozy Momba Ny Fifindràmonina
Ny famoronana minisitera iray misahana ny fifindràmonina sy ny maha-olom-pirenena no fandaharanasa iray izay heverin'ny filoha frantsay vaovao, Nicolas Sarkozy. Tsy maintsy manaiky io hetsika hentitra io ireo mpifindramonina efa ela niainana tao Frantsa. Nampiady hevitra ireo mpitoraka bilaogy malagasy monina any Frantsa izany ....
Hanery amin'ny hanaovan'i Frantsa ny resaka ilaina momba an'i Afrika ve ny hanihanin'ny Mondialy?
"Amin'ny fiantsona azy ireny ho Afrikana dia tahaka ny mitsipaka ny maha-Frantsay azy ianao."
Ejipta : Maneho hevitra momba ilay fanafihana tao Kairo ireo blaogera
Nanoratra lahatsoratra fohy izay nampifandraisany ireo trangan-javatra farany niseho tao Ejipta i Grey wool Knickers, sady niezaka ny hampifandray azy ireo amin'ilay fanafihana nitranga
Bilaogeran-dahatsary manerantany nifaninana hahazo ny BOBs (fizarana 2)
Nitsidika ireo bilaogin-dahatsary avy amin'ny sasantsasany tamin'ireo voafantina hifaninana BOBs, ilay lokan'ny Bilaogy Tsara Indrindra (Best of Blogs) nokarakarain'ny Deutsche Welle isika tao amin'ny lahatsoratra teo aloha. Ho hitantsika ato hoe iza ireo bilaogeran-dahatsary hafa manerana izao tontolo izao no voafantina !