Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Novambra, 2013
SARIPIKA: Tsinjaka sy Ankona Amin'ny Fiadian-Toerana Mondialy Ho Any Brezila
Raha nihinjakinjaka tanteraka i Alzeria, Côte d'Ivoire, Kamerona ary Frantsa, dia levona tanteraka niaraka tamin'ny kiririoka farany kosa ny fanantenan'i Burkina Faso, Senegal, Okraina ary Tonizia hitodi-doha ho any Brezila.
Tweets2Rue: Mifandray Antserasera Amin'ireo Olona Monina Eny An-dalambe
Satria tsy misy olona afaka hisolo-toerana azy ireo afa-tsy izy ireo ihany mba hitantara ny zava-iainan'ireo olona tsy manan-kialofana.
Fandokafana Ny Dian'ny Filoha Tany Eoropa Fotsiny Ny Tatitra Avy Amin'ireo Fampahalalam-baovao Koreana Tatsimo
Sambany nitsidika an'i Eoropa ny filoha Koreana Atsimo, nisolelaka nanatsara azy fotsiny no nataon'ny fampahalalam-baovao. Koreana, fa tsy nitatitra izay tena anton-diany tany Eoropa.
Ny Fomba Hialàna Voly amin'ny Fifanarahana Ara-nokleary
Raha midika ho tsy fisian'ny fifanarahana ny "fanaovana ezaka" mandritra ireo fifanarahana ara-nokleary, mananihany momba ny lafiny mahatsikaiky amin'ity raharaha ity ireo Iraniana ao amin'ny Twitter.
‘Ny Vehivavy Dia Tokony Hanaiky’, Sy Tolo-hevitra Hafa Mivoaka Amin'ny Karoka Google
Nanaraka ny ohatra nataon'ny vehivavin'ny Firenena Mikambana, Nanatontosa ny traikefany manokana ny Global Voices miaraka amin'ny Google "Autocomplete". Namoaka ireo fihetsika malaza eo amin'ny andraikitry ny vehivavy, ny ara-nofo, ny toe-batana ivelany sy ny fifandraisana amin'ny lehilahy ny fikarohana.