Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Aogositra, 2018

Fananganana eo Ambony Sisam-paharavàna – Sy Ny Tantara Mampitebiteby – Anaty Alan'i Calais

"Nefa mampanontany raha antony anaovana ilay asa ny ho fiarovana ny zavamanan'aina eo an-toerana [...] na sao izy io fikasàna iray vaovao fotsiny hanalàna ireo mpifindramonina tsy ho eo amin'ireo toerana niainany intsony."

Fihaonambe G8: Mbola toerana tsara kokoa ho an izao tontolo izao?

Nihaona tany Heiligendamm, Alemana tamin'ny herinandro lasa ny G8 (+5). Tonga tamin'ny fifanarahana momba ny fiovaovan'ny toetr'andro sy ny fahantrana ao Afrika izay mety tsy ahafa-po ny ankamaroan'ny mpitsikera ny kapitalisma manerantany ireo firenena manan-karena indrindra manerantany .

Afrika : Tsy Fandoavana Hetra, Tombony Ho an'ny Fampandrosoana Sa Ho an'ny Françafrique ?

[...] "varavarana iray misokatra" amin'ireo orinasa frantsay sy ireo governemanta afrikàna mba hisolokiana ny vahoaka [...] Ry namana malala, raha toa ireo tandrefana ka maniry ny hampiasa vola marina aty Afrika, dia aoka izy ireo handeha ho any ary tena hanao marina toy izay nataony tao Shina...Afrikàna isika, ekena, ary...