Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Septambra, 2017

Martinika: Ny Antoko Sosialista an'i Segolene Royal sy ny Fankahalàna ny Pelaka

Eny, izany tokoa no olana : ny mahafantatra raha hitàna ny teniny... Satria mampanantena zavatra maro antsika mandrakariva, kanefa tena zara raha misy mampihatra azy ireny ireo mpanao politika.

Madagasikara: Fiarahamonina, Maha-izy Azy Ary Ny Zanaka Ampielezana Malagasy

“Feno fomba fijery ratsy mikasika ireo Gasy mipetraka any Andafy manerana ny tranonkala sy ny tontolom-bolongana, tsy andeha hiverina haka indray ireo hevitra nalaina tany an-kafa aho, fa amin'ny ankapobeny, iombonako hevitra ilay hoe rehefa tsy manana zavatra tsara ho lazaina isika, aleho lavitra mangina..."

Ireo Biloagera Miteny Frantsay Miresaka Ny Oscars Sy Ny Césars

Tsy isalasalàna fa misy zavatra mitranga amin'izao fotoana ao Hollywood tato anatin'ny taona vitsivitsy : mitodika misimisy kokoa mankany Afrika ny mason'ireo mpamokatra.