Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Janoary, 2020
Tsy enta-mavesatra ny EDF sy Areva, fa milin'ny tetezamitan'ny angovo
Ny voalohan'ny volana Oktobra, nitatitra ny lanjan'ireo antokon'olona afaka manampatra ny fahefan'ny volany amin'ny parlemantera ireo mpanao fihetsiketsehana avy amin'ny France nature environnement. Miampanga ny Areva sy ny EDF ho "enta-mavesatry ny tetezamitan'ny angovo" izy ireo, tsy miraharaha ireo fampiasambola be dia be nataon'izy ireo tao anatin'izany sehatra izany.
Raha diso fanantenana tamin'ny Netflix, aiza isika no hijery ireo andian-tantarantsika ?
Tsy niomana momba izay zavatra takian'ny kolontsaina fantsay ny Netflix ary dia nisedra ny mangidy.
Ny asa miafina tsy manara-dalàna, antony voalohan'ny fitomboan'ny hosoka amin'ny latsakemboka sôsialy
Misintona lakolosy fanairana ny Fitsarana misahana ny fanamarinambola. Ny an'ny asa tsy ara-dalàna no tena mandrafitra ny ankamaroan'ireo hosoka amin'ny fandoavana latsakemboka sôsialy
Fanafoanana ny ampahany voalohany amin'ny hetra tsoahana amin'ny vola miditra, fanavaozana ara-drariny ve ?
Ny fanafoanana ny hetra alaina amin'ny ampahany voalohany raha ny marina dia fanenjehana ilay ampahany faharoa izay ho lasa ampahany voalohany handoavana hetra.