· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Septambra, 2011

Guinea : Ny Adin'i Nadine Bari Ho Fampihenana Ny Fahantrana ao Guinea

  13 Septambra 2011

Nadine Bari dia Frantsay iray nanangana fikambanana iray ho an'ny mpiara-belona isan'ny tranainy indrindra tao Guinea, Guinée-Solidarité na Firaisankinan'i Guinée. Tamin'ny alalan'ny fanampiana avy any Eropa dia nahavita namatsy fitaovana ireo sekoly, hopitaly, sy nanampy ireo tsy manan-kialofana, kamboty ary koa zaza manan-kilema mba hahazo fanabeazana.