Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Marsa, 2017
Toa Hiavaka ny Fifidianana Filoham-pirenena 2017 ao Frantsa, Inty no Antony:
Mahatsapa ny vahoaka fa maizina ny hoavy ary tsy mandaitra ny fomba fanao fahinin'ireo antoko efa misy.
Ny Fijerin'Ireo Mpila Ravinahitra Ao Frantsa ny Firenena Mialoha ny Fifidianana Ho Filoham-pirenena
Alohan'ny fifidianana filoham-pirenena , miaina ny fiainako amin'ny maha mpila ravinahitra ahy aho.