Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Avrily, 2018

Diaspora Afrikana: Fotoan-tsarotra ho an'ireo Afrikana any Frantsa sy Belzika

"I Frantsa, Atoa Sarkozy, dia sady tsy makorelina voatery manainga ny feny amin'ny andro mosary, na fiangonana hanaikena ny fahotana rehetra rehefa miteny 'amen' na koa firenena fehezin'ny fitsipika miafina sy mampiahiahy"

Nankalaza ny andro iraisampirenena ho an'ny frankôfônia ny Global Voices amin'ny teny frantsay

Namakafaka ny dikan'ny hoe miteny frantsay (ankoatra ny fiteny hafa, ho an'ny maro amin'izy ireo ) ireo firenena sy faritany miisa dimampolo teo ho eo izay miteny frantsay, ary ao anatin'ny (na tsia) Fikambanana Iraisampirenena ho an'ny Frankôfônia .

Fifidianana Amerikana. Maneho Hevitra Izao Tontolo Izao.

Ry mpankafy vaovao politika, henoy! Bilaogy momba ny fifidianana Amerikana ao amin'ny Global Voices, Voices without Votes miasa tsy an-kiato mba hanome anao tsy tapaka momba ireo fanehoan-kevitra manerana izao tontolo izao.