Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Avrily, 2017
Fomba Fijery Ivelan'ny Firenena : Mandefitra Kokoa Amin'ny Fanitsakitsaham-bady ny Frantsay, Fa Tsy Amin'ny Fiarahan'olon-droa

Araka ny fikarohana, dia mety ho manaiky kokoa ny zava-misy mahasarotra ny fanambin'ny tokam-po maharitra ela ny Frantsay.
Moa Mampiseho ny Fifandonana amin'ny Mpitandro ny Filaminana Tato Anatin'ny Herinandro Vitsivitsy Tao Frantsa Ity Sarintany Ity?

Niparitaka be tao amin'ny Facebook sy Twitter ny sarintany navoaka mba hampisehoana "ny fifandonana teo amin'ny jiolahimboto sy ny polisintsika", ary noforonina tamin'ny volana Novambra 2005.
Moa Ve Tohanan'ny Al-Qaïda i Emmanuel Macron?

Tsia, mikasika ny fanambaran'ny kandidà nandritra ny fitsidihany tany Alzeria ity lahatsoratra ity , rehefa niantso ny fanjanahantany ho "heloka bevava atao amin'ny olombelona" izy.
Moa Ve Mampiseho Vahiny Iray Midaroka Mpiasan'ny Hopitaly Roa Ao Frantsa Ity lahatsary Ity?

Mampiseho lehilahy iray midaroka mpiasan'ny hopitaly roa ny lahatsary iray nozaraina in-113.000 tao amin'ny pejy Facebook , kanefa tsy nitranga tany Frantsa izany.
Lazaina Fa i Arabia Saodita no Mamatsy Vola ny Fampielezankevitr'i Macron

Dika mitovy tsy misy valaka amin'ny an'ny tranonkala belza "Soir" ny tranonkala namoaka ity lahatsoratra ity — saingy nampiasa rohy hafa.
Misy 44% Amin'ny Miozolomana Mpianatry ny Lisea Tokoa Ve Mieritreritra fa Azo Ekena ny “Mandray Fitaovam-Piadiana Hiarovana ny Fivavahany” ?

“Any amin'ny lisea sasantsasany, 44% amin'ny miozolomana mpianatry ny lisea no mieritreritra fa azo ekena ny miady hiaro ny fivavahany mitam-piadiana“. Diso io isa io.
Manohitra ny Fitifiran'ny Polisy – sy ny Anganon'ny “Maodely Vitsy An'isa” Ireo FrankôShinoa
Taorian'ny fitifiran'ny polisy ka nahafaty an'i Shaoyo, nanao fihetsiketsehana ireo Shinoa tao Paris.
70 Taona Taty Aoriana, Nampahatsiahivin'ny Tantara ny Adim-Panjanahantany Frantsay Anisan'ny Ratsy Indrindra teto Madagasikara
Fa amin'izao 29 marsa izao, tiako fotsiny ny mampitodika ny eritreritro any amin'ireo fianakaviana rehetra mahafantatra izany hoe nandoa ny vidin-dra nalatsaka ho an'ny tanindrazan izany.