Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Febroary, 2014
LAHATSARY: ‘Tsy Manana Afenina’ — Izany Tokoa Ve? #TheDayWeFightBack

Amin'ity lahatsary mozika mahasodoka ity, manontany ireo mpiserasera i Jérémie Zimmermann, avy ao amin'ny vondrona mpiaro ny zo nomerika Frantsay "La Quadrature du Net", izay miara-miasa amin'ny "La Parisienne Libérée" hoe: Mihevitra tokoa ve ianao fa tsy manan-javatra afenina?