Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Janoary, 2023
Nahatezitra ny governemanta tao Azerbaidjan ny tsy fahatongavan'ny iraisampirenena nitsidika ilay faritany antom-pifandirana teo aloha
Toa nanafintohina an'ireo manampahefana ny tsy fisian'ireo solontenan'i Etazonia sy Frantsa nandritra ilay hetsika natokana ho an'ny "famerenana amin'ny laoniny sy fanarenana" ireo faritany tafaverina amin'i Azerbaijan taorian'ny ady.