Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Marsa, 2021
Iza no afaka ho ray aman-dreny ao Frantsa?
Vehivavy maro tokantena sy ireo olona LGBTQI+ no voatery mandeha any ivelany mandra-piandry izay fanapahankevitra horaisin'ny fireneny hiarovana ny fahafahan-dry zareo miditra amin'ny fiterahana tohanana ara-medikaly (PMA).