Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Avrily, 2015
Olona An-tapitrisany Manerantany No Mahatsiaro ny Vonomoka ny Armeniana
Armeniana sy mpanohana an-tapitrisany manerantany no nahatsiaro ny Fahazato taonan'ny Fandripahana ny Armeniana.
Resabe Taorian'ny Fandresen'ilay Sarimihetsika Timbuktu
Niteraka adihevitra marobe taty amin'ny tanibe afrikana ilay sarimihetsika Timbuktu. Ny sasany tia, ny kiana sasany miezaka manazava io fahombiazana io amin'ny fisian'ny dindo avy any ivelany