Tantara mikasika ny Frantsa tamin'ny Marsa, 2015
Netizen Report: Taokanto, Firaisana Ara-nofo Ary Ny Habaka Sosialy

Miatrika sivana ao amin'ny Facebook ny mpanao zavakanto ary arangarangan'ny Loholona Amerikana, Ron Wyden, fa indraindray dia tena midika fanaraha-maso mihitsy ny "cybersecurity" (fiarovana ny tontolon'ny habaka).