Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Septambra, 2012
Bolivia: Mitaky Fanadihadiana Momba Ny Famoretana Natao Tamin'ireo Indizeny Ny Minisitra Teo Aloha
Namoaka lahatsoratra tao amin'ny kaonty Facebook-ny [es] ny Minisitry ny Fiarovana Boliviana teo aloha, María Cecilia Chacón, izay navoakan'ny fampahalalam-baovao mahazatra avy eo, nanapaka ny fahanginanany izy tao anatin'izay herintaona nialàny izay.
Bolivia: Oraniôma Radioaktifa Notazonina tao La Paz?
Tamin'ny 28 Aogositra 2012, noraofin'ny fitondram-panjakana boliviana ny vainga, voalaza fa uranium na singa radioaktifa milanja roa taonina izay niainga avy tamina tranon'olona manokana ao amin’ny distrika afovoan'i La Paz, manakaiky ny birao diplaomatika maro, [nefa] tsy nahitana fepetram-piarovana na fiambenana natao taminy. Ny Governemanta Carlos Romero no nitarika ny hetsika,...
Bolivia: Tsy Laharam-pahamehan’ Ireo Atleta Amin'ny Lalao Olaimpika Tao Londona
Atleta 5 monja no nentin'i Bolivia niatrika ny Lalao Olaimpika faha- XXX atany Londona. Nisy tantara ratsy mifandray amin'ny fandaniana ataon'ireo mpitarika Olaimpika nipoaka teny anaty tambajotra sosialy ary tonga hatrany amin'ireo mpampahalala vaovao. Miompana amin'ny toerana ambany dia ambany misy ny fanatanjahantena ao amin'ny firenena ihany koa ny fifanakalozan-dresaka,...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...