Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Marsa, 2016
Netizen Report: Nosamborina Tao Brezila Noho Ny Tsy Nanomezany Hoan'ny Polisy Ny Lahatahiry WhatsApp Ny Filoha Lefitry Ny Facebook

Nosamborina tao Brezila ny filoha mpanatanteraka ny Facebook, nilaza ny filohan'i Bolivia fa hifehy ny tambajotra sosialy izy, ary kaonty media sosialy miisa 580 kosa no nakaton'i Shina noho ny "famitaham-bahoaka”.