Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Janoary, 2018

Tantaram-Pifanolanana Teo Amin'i Bolivia sy i Shily, Moron-dRanomasina

Manana olana samihafa iadin-kevitra i Shily sy Bolivia. Jereo ny lahatsoratr'i Eduardo Ávila raha te-hahalala bebe kokoa momba ity lohahevitra ity.