Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Oktobra, 2017
Boliviana Mpitoraka Bilaogy Manome Ny Didim-pitsarany
Fony aho mbola ankizivavy (tamin'izaaaany andro izany), ity fetibe ity no tsara indrindra. Tsy nandeha tamin'ny antoandro izahay satria tsy namela ny ankizy kely handeha ny vahoaka, fa amin'ny alina izahay no nandeha.