Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Desambra, 2014
Ny Lesona Azon'ny Hetsika Erantany Momba Ny Toetrandro Tsoahana Avy Ao Amerika Latina
"Manana an'ity hetsika goavana ity i Amerika Latina, izay mazàna no tsy mitonona ho hetsika momba ny toetrandro, nefa ny zavatra ataon-dry zareo dia ampahany tanteraka amin'ireo tolona ho fanoherana ny fiovaovàn'ny toetrandro."