Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Desambra, 2015
Henjana Ny Fiainan'ireo Ankizy Boliviana Any Am-Ponja, Fa Mety Hihatsara Izany Ato Ho Ato
Bolivia no mety ho firenena tokana eto ambonin'ny tany izay matetika mampiditra am-ponja ny ankizy sy ny tanora miaraka ami'ireo nahitàny masoandro, raha toa ireto farany ka mbola manefa sazy noho ny fiampangàna azy ireo ho nanao heloka bevava

