Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Desambra, 2007
Resadresaka niaraka tamin'i Cristina Quisbert an'i Voces Bolivianas
Iray tamin’ireo tetikasa fampitam-baovaon’olom-pirenena dimy nahazo ny vatsin’ny Rising Voices tamin’ny volana jolay 2007 ny Voces Bolivianas (’ Feo boliviana’). Notarihin’i Mario Duran, i Eduardo Ávila, ary i Hugo Miranda,[es] tamin’ny alalan’ny atrikasa valo notanterahina indroa isan-kerinandro tao amin’ny toeram-pivoizana aterineto iray tao an-tanànan’i El Alto any Bolivia nandritra ny...
Brezila : Haja hoan'ireo Boliviana mpila-ravinahitra
Ny mpiblaogy Sakamoto dia manararotra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny mpifindra-monina any São Paulo, any Brezila mba hamoaboasana mikasika ny toe-draharaha iainan'ireo Amerikana Tatsimo mpila-ravinahitra any Brezila, izay Boliviana ny ankamaroany ary miasa amin'ny endrika tsy fampiseho masoandro satria toy ny andevo mihitsy aza ny sasantsasany: « When will this country treat “its” Bolivians...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...