· Mey, 2019

Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Mey, 2019

Amerika: Jery todika 2008

Nodarohan'ny tafika mitam-piadiana Kolombiana ny tobin'ny mpiady anaty akatan'ny Tafika Revolisionera Mitam-piadiana ao Kolombia (FARC) miorina ao anatin'ny sisintanin'i Ekoadaoro, niteraka olana ara-diplomatika teo amin'ireo firenena roa tonta izany. Miaraka amin'ny filoha Venezoeliana Hugo Chávez nandray anjara tamin'ny adin-teny, izay tsy ela dia nivadika ho krizy ara-tsisintany tanteraka.

07 Mey 2019

Bilaogy Boliviana: Aleo tsy hotantanin'ny tsy miankina ny rano, sy lohahevitra hafa koa

Nandritra ny Fihaonambe Manerantany momba ny Rano, nanambara i Bolivia fa tokony hiantohana ho toy ny zon'olombelona fototra ny rano. Miaraka amin'ireo firenena Amerikana Latina, nandresy lahatra ihany koa ny minisitry ny rano Boliviana vaovao mba tsy hampidirina ao anatin'ny fifanarahana ara-barotra malalaka ny fitantanan'ny tsy miankina ny rano.

07 Mey 2019