Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Oktobra, 2011
Bolivia: Tonga Ao La Paz Ireo Vazimba Teratany Mpanao Diabe Avy Amin'ny TIPNIS
Tratran'ireo mpanao diabe avy amin'ny TIPNIS ny tanjon'izy ireo farany dia i La Paz, ao Bolivia, toerana nandraisan'ny mponina azy ireo ho toy ny maherifo. Manantena izy ireo fa hifanatri-tava amin'ny Filoha ary hahazo ny fankatoavany amin'ny hampitsaharana ny fametrahana lalambe migodàna hamakivaky ny ampahantanin-dry zareo.