Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Febroary, 2012
Bolivia: Mitaky Fanatsarana Ny Fikarakarana Azy Ny Olona Manana Fahasembanana
Efa ho 100 andro izao, nanao diabe niainga avy teny amin'ny lemaka atsinanana hizotra ho any amin'ny Foiben'ny Governemanta, miorina 3600 metatra ambonin'ny ranomasina, ny vondron'olona manana fahasembanana hitaky fanampiana ara-bola 3000 Bolivianos (434 US dollars eo ho eo) isan-taona farafahakeliny.