Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Bolivia tamin'ny Janoary, 2008

Bolivia: Coca amidy ao amin'ny tsenan'ny Villa Fatima

Avia jereo ny poezian’ireo bilaogera vaovao hilazany izay any anatiny any

Ao amin'ny Rising Voices ny lahatsoratra loharano Heverintsika fa samy manana ny endrika sy bika, poezia (avy amin’ny teny grika poiesis, « manangana » na « mamorona ») ao aminy avokoa aloha ny teny tsirairay avy manerantany, hampitany ny tomany, na izany, hilazany fa mifaly na mijaly, ary entina hanambarana...

Enimbolana voalohan’ny Rising Voices

Tahaka antsika efa vonona ny hiditra ao amin’ny taona 2008, dia hankalaza ny fahaenimbolana voalohany nisiany ny Rising Voices. Isaorana indrindra ny fahalalaha-tanan’ny Fanorenana John S. sy James L. Knight nahafahan’ny Rising Voices nanolotra fanampiana madinika ireo tetikasa fampiroboroboana ny fantsom-panomezam-baovaon’olom-pirenena dimy miorina any Bangladesh, India, Sierra Leone, Bolivia, ary...